msh_exo_text_udb/28/25.txt

1 line
278 B
Plaintext

\v 25 Hapetao eo amin'ireo fametraham-roe gny horin'ny ravaky nitaly. Bakeo apetaho eo amin'ny saron-tsoroky gny efoda eo alohany izay. \v 26 Magnamboara mason-drozo volamena roe, no apetaho eo amigny zorony saron-tratra roe hafa izay, eo amigny sisiny agnilany zorony agnatiny.