msh_exo_text_udb/28/17.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 17 Asio andalam-batosoa sarobidy efatsy eo aminy zay. Gny andalany voalohany noho tsy maintsy misy karnelia, topaza, no emeralda mena. \v 18 Gny andalany faharoe koa noho tsy maintsy misy emeralda, safira, no diamondra. \v 19 Gny andalany fahatelo noho tsy asia opla, agta, no ametysta. \v 20 Gny andalany fahefatsy noho tsy maintsy misy beryla, no krysolita no jaspy. Tsy maintsy hampifampitengeny amigny randram-bolamena zany.