msh_exo_text_udb/28/10.txt

1 line
542 B
Plaintext

\v 10 Gny eny agnaminy agnaran-drozy noho tsy maintsy hatao eo amigny vato raiky hafa, samy araky gny filahara nahaterahany avy. \v 11 Amigny asany mpisokitsy vato, manahaky gny sari-sokatra amigny tombokase, ro tsy maintsy hanoratanao gny agnaran-dreo anaky Israely roa ambin'ny folo lahy eo amin'ireo vato vato reo. \v 12 Ao ho ataonao eo amin'ireo saron-tsoroky efoda reo vato anankiroe, mba ho vato fahatiarova gnan'i Iaveh gny amin'ireo anaky Israely. Arona no gny agnaran-drozy eo an-tsorony eo agnatrehan'i Iaveh ho fampatiarova gnazy.