msh_exo_text_udb/26/31.txt

1 line
509 B
Plaintext

\v 31 Manova siky manga , volomparasy , no volon'Aondry zoky , no rongony foty maliniky miaraky amigny soratsy kerobima , asan'ny mpiasa tena mahay . \v 32 Ahantogno eo amin-dreo hery kazo akasia efatra voarakotsy volamena zay . Reo fiankigna reo noho tsy maintsy manana fihantogna volamena voapetaky eo amin'ireo lela tombony volafotsy efatsy . \v 33 Ahantogno ambanin'ny farango gny siky , no ampilironao ao gny fiaran'ny vavolombelo . Gny siky noho natao hagnasaraky gny toera masy amigny toera masy mare.