msh_exo_text_udb/24/09.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 9 La nanganiky gny vohitry Mosesy,Arona,Nadaba,Abiho,voho gny fito-polo tamy reo loholon'ny Israely.\v 10 Nahita gnan'Andrianagnaharin'Israely rozy.Nisy vato mirary vita tamin'ny vato safira gny tambany tombony eo,sady nazava manahaky lagnitsy igny aza.\v 11 Tsy nagnampatsy gny tagnany an-keloky Ndranagnahary,tamin'ny gnolo mpanday gnan'i Israely reo.Nahita an-dRagnahary rozy ka la nihina voho nino.