msh_exo_text_udb/23/20.txt

1 line
399 B
Plaintext

\v 20 Zaho handeha hagniraky banjely eo alohanao mba hiaro gnanao egny an-dala, sady mba handay gnanao agny amin'ny toera zay nomaniko. \v 21 Mijanjigna gnazy sady ankatoavy ie. Ka mihantsy gnazy, fa tsy hagnenga reo fahotanao ie. Gny agnarako ro ao aminy. \v 22 Laha mankato gny feony tokoa iha sady manao, la ho fahavalon'ireo fahavalonao Zaho sady ho mpifanandry amin'ireo mpifanandrym agnaminao.