msh_exo_text_udb/23/12.txt

1 line
418 B
Plaintext

\v 12 Agnatiny gny enign'andro la hanao gny asanao iha, fa amin'ny andro fahafito la tsy maintsy mitsahatsy iha. Atavo zay mba hahafahan'ny ombinao vo gny borikinao mitsahatsy, sady mba hahafahan'ny anaky lahin'ny andevo vavimao vo gny vahiny mitsahatsy vo mangalky ay. \v 13 Tandremo reo raha iaby zay voalazako gnanao. Ka manono agnaran-Dranagnahary hafa, na hagnenga gny agnaran-drozy ho ja bakagny amin'ny vavanao.