msh_exo_text_udb/21/05.txt

1 line
369 B
Plaintext

\v 5 Fa laha nisafa mazava soa lay mpanompo hoe: " Teako gny tompoko, gny valiko vo reo anako; tsy handeha am-pahalalaha zaho", \v 6 la ao handay gnazy eo amin-Dranagnahary gny tompony. Tsy maintsy handay gnazy eo am-baravara na tolam-baravara lay tompony, ka tsy maintsy tevehin'ny tompony amin'ny haolo gny sofiny. Sady la hanompo gnazy agnatiny gny ainy lay manompo.