msh_exo_text_udb/20/15.txt

1 line
274 B
Plaintext

\v 15 Ka mangalatsy agny amin'ny olo. \v 16 Ka mijoro vavolombelo tsy marina manohitsy gny namanao. \v 17 Ka migniry gny tragnon'ny namanao, ka magniry gny valin'ny namanao, gny mpanompo lahiny, gny mpanompo vaviny, gny ombiny, gny borikiny, na zay iaby hanagnan'ny namanao.