\v 12 Magnaja gny babanao vo gny reninao, mba ho lava andro iaigna iha eo amin'ny tany zay omen-Dranagnahary gnanao. \v 13 Ka manono olo. \v 14 ka mijanganjanga.