msh_exo_text_udb/20/08.txt

2 lines
630 B
Plaintext

\v 8 Tiarovo gny andro Sabata, mba hano kana zay ho Gnahy. \v 9 Ao hataonao agnatiny enign'andro gny asa aman-draharaha iaby.
\v 10 Fa gny andro fahafito la Sabata gnan'i Yaveh Ndranagnaharinao. Amin'izay la tsy tokony hisy asa atao, na gny anakao lahy, na gny anakao ampela, na gny mpanompo lahinao, na gny mpanomponao ampela, na gny biby fiharenao, na reo mpivahiny zay militsy agnatin'ny vavahadinao. \v 11 Fa agnatiny gny enign'andro Yaveh ro nanao gny tany vo gny lagnitsy, gny ranomasy, sady gny raha iaby zay ao agnatin'izay sady nitsahatsy tamin'ny andro fahafito. Noho zay Yaveh la nitahy gny andro Sabata ka nanoka zay.