msh_exo_text_udb/20/04.txt

1 line
533 B
Plaintext

\v 4 Ka manao sarin-jaha voasokitsy ho gnanao na ho endriky gny raha egny amin'ny lagnitsy agnabo, na zay etoy amin'ny tany ambany, na zay agny amin'ny rano ambanin'ny tany. \v 5 Ka miankohoky eo agnatrehany sady ka manompo gnazy, fa Zaho, Yaveh Ndranagnaharinao, la Ndranagnahary saropiaro. Ka gny haratsiam-pagnahin'ny razanao la valiako agny amin'ny avorohotanao, la gny anaky vo gny zafiafin'ireo zay malay gnahy. \v 6 Nefa koa maneho tsy fivadoham-pagnenkena amin'ny olo arivo mandimby zay tia Gnahy ka mitandry reo liliko Zaho.