msh_exo_text_udb/19/10.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 10 La hoy Yaveh tagnamin'i Mosesy hoe: " Mandehana agny amin'ny vahoaky. Androany vo hamaray ro tsy maintsy hagnamasinanao ho Gnazy reo, sady ataovo liovin-drozy gny salotsiny. \v 11 Miomana amin'ny andro fahatelo, fa amin'ny andro fahatelo la hizotso ho eo amin'ny tendrombohits'i Sinay Yaveh.