msh_exo_text_udb/19/03.txt

1 line
660 B
Plaintext

\v 3 La niakatsy tao amin-Dranagnahary Mosesy. La nikaiky gnazy bakeo amin'ny tendrombohitsy Yaveh ka nanao hoe: " Tsy maintsy hivolagnanao gny longon'i Jakoba, la gny vahoakan' Israely hoe: \v 4 Fa hitanareo zay nataoko tamin'ny Egyptiana, gny fomba nandaisako gnanareo tamin'ny elatsy gny voromahery vo gny nitaomako gnanareo ho eto agnamiko. \v 5 Ka henanizao sady, laha mijanjy am-pankatoava gny feoko nareo ka mitandry gny fegnekeko, la ho harena manoka ho Gnahy nareo mihoatsy amin'ny olo iaby, fotony Gnahy gny tany iaby. \v 6 La ho fanjaka-mpisoro vo ho firenena masy ho Gnahy nareo. Reo teny reo ro tsy maintsy ho volagninao amin'ny vahoakan'Israely."