msh_exo_text_udb/14/29.txt

1 line
471 B
Plaintext

\v 29 Nefa, reo Israelita la nandia tany maina teo agnivon-dranomasy. Rindry bakagny an-tana ankavana voho ankavia ho gnazy reo gny rano. \v 30 Ka namonjy gnan'Israely tamin'ny tagnan'ny Egyptiana i Yaveh tamin'io andro io, sady nahita faty Egyptiana teo amoron-dranomasy i Mosesy. \v 31 Lafa nahita gny hery lehibe nampiasain'i Yaveh hanohera gny Egyptiana gny Israely, la nagnome voninahitsy gnan'i Yaveh gny vahoaky, sady nino gnan'i Yaveh voho Mosesy mpanompony rozy.