msh_exo_text_udb/14/21.txt

1 line
357 B
Plaintext

\v 21 Nagnenja gny tagnany teo amin'ny ranomasy i Mosesy. Nampihemotsy gny ranomasy tamin'ny rivo-mahery bakagny antignana Yaveh tamin'io haliky io ka namadiky gny ranomasy ho tany maina. Tamin'izay ro nizara roa gny rano. \v 22 Nandeha tegny agnivon'ny ranomasy teo amin'ny tany maina reo Israelita. Namoro rindry teo ankavana voho ankavian-drozy gny rano.