msh_exo_text_udb/14/15.txt

1 line
639 B
Plaintext

\v 15 Sady hoy Yaveh tagnamin'i Mosesy: " Magnino iha ry Mosesy, ro mbo mikaiky Gnahy avao? Volagno reo Israelita mba handroso. \v 16 Asandrato gny tehinao, ahinjiro eo amin'ny ranomasy gny tagnanao ka zarao roa zay, mba hahafahan'ny vahoakan'Israely mamakivaky gny ranomasy amin'ny tany maina. \v 17 Tiarovo fa hagnamafy gny fon'ny Egyptiana Zaho ka hagnenjiky gnazy reo. Hahazo voninahitsy zaho nohon'ny amin'i Farao vo reo miaramila, gny kalesiny, sady reo mpitaingin-tsoavaliny iaby. \v 18 Sady ho hain-drozy Egyptiana fa Zaho ro Yaveh lafa nahazo voninahitsy nohon'ny tamin'i Farao, reo kalesiny, sady reo mpitaingin-tsoavaliny Zaho".