\v 13 Hoy Mosesy tamin'ny vahoaky hoe: " Ka matahotsy. Mindignisa sady ho jerinareo gny famonjena zay homen'i Yaveh ho gnanareo Egyptiana zay hitanare androzny. \v 14 Yaveh ho anareo, sady hiamby avao nareo."