msh_exo_text_udb/14/04.txt

1 line
485 B
Plaintext

\v 4 Hagnamafy gny fon'i Farao Zaho, ka hagnenjiky gnazy ie. Hahazo voninahitsy Zaho nohon'ny amin'i Farao vo gny tafiny iaby. ka la ho hain-drozy Egyptiana fa Zaho ro Yaveh." Ka la nivory araky zay natoro gnazy gny Israelita. \v 5 Lafa voaresaky tamin'ny mpanjakan'ny Egypta fa nandositsy reo Israelita, la namadiky gny sainy tamin'ny vahoaky i Farao vo reo mpanompony. Hoy rozy hoe: " Fa ino toy nataontsika toy tamin'ny famela gnan'Israely andeha an-kalalaha tsy hanompo gnantsika?"