msh_exo_text_udb/12/49.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 49 Zay lalagna zay hihatra amin'ny teratany vo gny vahiny zay mipetraky eo aminareo." \v 50 Ka la tena nanao araky zay nadidian'i Yaveh an'i Mosesy vo Arona reo Israelita iaby. \v 51 Sady tamin'io andro io indrindra ro nandaisan'i Yaveh gny isan-tokon'Israely niboaky gny tany Egypta.