msh_exo_text_udb/12/31.txt

1 line
472 B
Plaintext

\v 31 Nikaiky gnan'i Mosesy vo Arona i Farao gny haliky sady nivola hoe: " Mitsangana, miala eo amin'ny vahoakako, nareo vo reo Israelita. Mandena, manompoa gnan'i Yaveh, araky zay nambaranareo fa tianareo hatao. \v 32 Andeso gny aondry aman'osinareo vo gny ombinareo, araky zay nivolaninareo, sady mandena, ka tsofy rano avao koa zaho." \v 33 Tao agnaty fahikia tanteraky ro nandroahan'ireo Egyptiana an-drozy hiala gny tany, fotony hoy rozy : " ho maty iaby tsika iaby."