msh_exo_text_udb/12/29.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 29 Sady tamin'ny sasak'aly la naravan'i Yaveh gny talagn'olo iaby tao amin'ny tany Egypta, nanomboka tamin'ny lahimatoan'i Farao, zay nipetraky teo amin'ny seza fiandriana, hatramin'ny lahimatoan'ilay olo tagny an-tragnomaiky mbamin'ny voaloha-teraky gny biby fihary iaby. \v 30 Nifoha i Farao lafa haliky__ rozy mpanompony iaby, sady gny Egyptiana iaby. Nisy fitomaniana mare tao Egypta, fotony tsy nisy tragno zay tsy nisy maty tao agnatiny.