msh_exo_text_udb/12/26.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 26 Lafa magnotany nareo gny anakareo hoe: " Ino ro dikan'izao fomba fivavaha zao? \v 27 La tsy maintsy hivola nareo hoe: ' Soron'ny Paskan'i Yaveh zao, fotony nandalo tamin'ny tragnon'ireo Israelita tao Egypta Yaveh lafa namango an'ireo Egyptiana. Nanafaky gny avorohota ka nandrengy gnan'i Yaveh. \v 28 Nandeha reo Israelita ka araky zay nandilian'i Yaveh gnan'i Mosesy vo Arona.