msh_exo_text_udb/12/21.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 21 Sady nikaiky gny loholon'Israely iaby i Mosesy ka nivola tamin-drozy hoe: " Mandehana sady mifilia ondry na anak'aondry zay ampy hamahana gny longonareo ka vono gny anak'aondrin'ny Paska. \v 22 Bakeo la mangala rantsa hysopa sady atsoboho ao agnatin'ny lio zay ao agnaty koveta zay. Koseho amin'ny tolam-baravara roa vo tataom-baravara gny lio zay tao agnaty koveta. Tsy misy na ia na ia mahazo miboaky gny tragnony mandra-piavin'ny maraindray.