msh_exo_text_udb/12/09.txt

1 line
453 B
Plaintext

\v 9 Ka hany manta na ampangotrahy amin'ny rano zay. Fa koa, atono amin'ny afo miaraky amin'ny lohany, gny tombony sady gny ao agnatiny. \v 10 Tsy tokony henganareo ho tratsy maray gny ambin'izay. Tsy oloanareo zay sisa tavela min'ny maraindray. \v 11 Zao ro fomba tsy maintsy hijaboanareo zay: mifatotsy gny fehi-kibonareo, gny kapanareo egny amin'ny tambonareo, sady gny tehy egny tagnanareo. Tsy maintsy mijabo maiky izay nareo. Zay ro Paskan'i Yaveh