msh_exo_text_udb/11/04.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 4 Nivola Mosesy hoe: " Nisafa Yaveh hoe: " Hiriorio mbamin'ny tany Egypta zaho lafa sasakaly. \v 5 Reo lahimatoa iaby ao ami-gny tany Egypta la ho maty, manomboky ami-gny lahimatoan'i Farao, zay mpipetra eo amin-gny seza fiandriana, ka hatrami'ny lahimatoan'ny mpanompo ampela zay ao ambaliky gny fikosoham-bary mandisa zay, sady hatrami'ny talagn'olo gny biby fihare iaby.