msh_exo_text_udb/11/01.txt

1 line
501 B
Plaintext

\v 1 Fa hoy Yaveh tamin'i Mosesy: " Mbo misy areti-mamono raiky handesiko ho an'i Farao voho Egypta. Afaran'izay nareo vo engany handeha hiala eto. Ho roawsiny tanteraky nareo, lafa abotony handeha. \v 2 Toronareo lala vahoaky reo fa hangataky firavaky volafoty noho volamena amin'ny olo ze miharo mipetraky aminy gny lehilahy voho gn'ampela iaby. \v 3 La nataon'i Yaveh nifankatia gny Israelita voho gny Egytiana. I Mosesy dia johary tena nampazoto olo mpiasan'i Farao reo noho vahoakin'i Egypta reo.