msh_exo_text_udb/10/24.txt

1 line
512 B
Plaintext

\v 24 Nampikaiky an'i Mosesy i Farao, ka hoy hoe: " Mandehana manompo an'i Yaveh. Azonao andesy miaraky agnamin ao iaby ndra gny fianakavianao, fa aondry voho aosy noho aomby reo ro tsy maintsy ajano. \v 25 Ka hoy Mosesy hoe: " Tsy maintsy omenao biby rahay, hanaovanay soro, hovonoanay ho an'i Yaveh Tomponay. \v 26 Tsy maintsy handesinay iaby harinay reo, tsy hasiangy tavela ndra. Andesiny reo mba hanompoanay an'i Yaveh Ndranaqgnahary. Fotony tsy hainy hoe tompoany amin'ino moa Yaveh mandra-piavianay agny.