msh_exo_text_udb/10/16.txt

1 line
346 B
Plaintext

\v 16 Bakeo,nampikaiky an'i Mosesy voho Arona,ka hoy ie:"Nanota tamin'i Yaveh Ndragnaharinareo zaho noho tagnaminareo koa aza.\v 17 Ka amizao la mamela gny hadisoako amin'ny raha mahazo gnahy toy,sady mangataha amin'i Yaveh Tomponareo soa halany agnamiko fahafatesa toy."\v 18 Lasa niboaky bak'amin'i Farao ao Mosesy sady nangataky tamin'i Yaveh.