msh_exo_text_udb/10/12.txt

1 line
423 B
Plaintext

\v 12 Hoy Yaveh tamin'i Mosesy:"Amparo amin'ny tany Egypta gny tagnanao ho amin'ny valala reo,soa hanafiky gny tanin'ny Egypte rozy ka hihina gny raha tomiry,noho ze raha mbo tavela tsy torotoron'ny havandra igny.\v 13 Natsangan'i Mosesy tamin'ny tany Egypta gny tehiny,ka nanday tsioky bak'antignanan'i Egypta Yaveh tamin'ny antoandro noho gny haly.Lafa avy gny maraindray,nandesin'ny tsioky bak'antignana agny gny valala.