msh_exo_text_udb/10/03.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 3 Ka la namonjy gnan'i Farao i Mosesy noho Arona sady nivola hoe:"Zao gny safan'i Yaveh Andriamagnitsy gny Hebreo:"Im-piry gny handagnanao tsy hiambany agnamiko eto?Engao gn'oloko handeha mba hanompo Gnahy.\v 4 Fa laha mbo manda tsy handefa oloko reo iha,la handefasako valala gny taninao hamaray avao.