msh_exo_text_udb/08/25.txt

1 line
601 B
Plaintext

\v 25 Nampikaiky gnan'i Mosesy voho Arona i Farao ka vinolany hoe: " Mandehana, manaova soro ho gnany Ndranagnaharinareo amin-gny taninareo manoka ."\v 26 Ka hoy i Mosesy tagnaminy: "Tsy mety agnaminay gny manao izay, fa reo soro zay ataonay ho gnan'i Yaveh Ndranagnaharinay la mampangaroharo ho gnan'ireo Egyptiana. Laha manao soro to eo imason-drozy rahay zay mampangaroharo gnan'ireo Egyptiana, tsy ho tarahan-drozy vato va rahay? \v 27 Aha! Gny handeha agnatiny telo andro agn'efitsy agny ro tsy maintsy hataonay, mba hanaovanay soro ho gnan'i Yaveh Ndranagnaharinay, fa zay ro nandidiany anay."