msh_exo_text_udb/08/22.txt

1 line
499 B
Plaintext

\v 22 Fa amin'andro zay zaho la handay gny tanin'i Gesena amin-gny fomba hafa, tany zay hipetrahan-gny oloko reo mba tsy hisy lalitsy. Hataoko zay mba hahaizanao fa zaho ro Yaveh eto agnivon-gny tany toy. \v 23 Hanao favaha eo amin-gny vahoakiko voho gny vahoakinao Zaho. Izay famantara gny heriko zay la hitranga hamaray.""'. \v 24 Nanao zany i Yaveh, ka avy tao an-tragnon'i Farao voho reo mpanompony reo lalitsy matevy maro. Eran-gny tany Egypta manontolo, simba gny tany noho reo andian-dalitsy