msh_exo_text_udb/08/18.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 18 Mba nanao ze hampisy moky tamin-gny aolin-drozy reo koa gny ombiasa, fe tsy afaky. Nisy moky gny tamin'olo reo noho biby. \v 19 La hoy gn'ombiasa tagnamin'i Farao hoe: " Tagnan-Dranagnahary zao". Niha-nahery avao gny fon'i Farao, ka nanda ie sady tsy nijanjy an-drozy. Fa ela gny nivolagnan-Dranagnahary gnan'izay fa hoe hataon'i Farao.