msh_exo_text_udb/08/13.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 13 Sady Yaveh nanao ze raha nangatahin'i Mosesy: maty tao amin'ireo tragno, tan-tokotany, voho tam-baibo reo tsaboketra. \v 14 Navorin'olo reo nivorivory reo,la namofo gny tany. \v 15 Lafa jerin'i Farao fa nisy fiegnenany, la nifatrariny gny fony ka tsy nijany gnan'i Mosesy voho Arona ie, manahaky gny volan'i Yaveh fa hataony.