msh_exo_text_udb/08/10.txt

1 line
454 B
Plaintext

\v 10 Farao nisafa hoe: " Hamaray". Sady Mosesy nisafa hoe: " Ao hatao araky gny safanao zay, mba hahaizanao fa tsy misy manahaky gnan'i Yaveh, lay Ndranagnaharinay. \v 11 Hienga eo agnaminao, gny tragnonao, reo mpanomponao, sady reo vahoakinao gny tsaboketra. Fa hijano eo amin-gny renirano avao. \v 12 Niboaky niala teo amin-gny Farao i Mosesy voho Arona. Sady Mosesy nihiaky mare tamin'i Yaveh mikasiky gny tsaboketra zay nandesiny teo amin-gny Farao.