msh_exo_text_udb/08/05.txt

1 line
436 B
Plaintext

\v 5 Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe: " Volagno i Arona hoe: 'Amparo eo agnabon-gny renirano, gny lakan-drano voho dobo reo gny tagnanao miaraky amy gny tehinao, ka andeso hameno gny tany Egypta tsaboketra reo. \v 6 La naampats'i Arona amy ranon'i Egypta gny tagnany, ka niboaky gny tsaboketra nameno gny tany Egypta. \v 7 Nefa nanao manahaky an'izay koa gn' ombiasa tamin-gny aolin-drozy. Nanday tsaboketra niakatsy gny tany Egypta rozy.