msh_exo_text_udb/08/01.txt

1 line
593 B
Plaintext

\v 1 Sady Yaveh nisafa tamin'i Mosesy hoe: " Mandehana agny amin'i Farao sady resafo ie hoe; ' Zao safan'i Yaveh: " Ao gn'oloko handeha mba ho afaky manompo gnahy. \v 2 Laha rozy ro tsy abototsao handeha, la hampijaly gny firenenao manontolo amin-gny tsaboketra zaho. \v 3 Ho atsiky tsaboketra gny renirano. Hiranga rozy sady hilitsy ao an-tragnonao, gny efitsy firoroanao, voho gny fandreanao. Ho agny amin-gny tragnon'ireo mpanomponao reo. Ho amin-gny olonao, gny laforonao, noho reo finga fagnamboara mofo. \v 4 Hanafiky gnanao, gny vahoakinao, sady gny mpanomponao iaby reo tsaboketra.""'