msh_exo_text_udb/07/16.txt

1 line
516 B
Plaintext

\v 16 Volagno aminy hoe: 'Yaveh, Ndranagnaharin'ireo Hebreo ro nandefa gnahy aminareo atoy, hivola hoe: " Engao gn'oloko handeha mba hanompoan-drozy gnahy an-tany efitsy agny. Fa tsy mety iha hatramizao." \v 17 Izao ro fasan'i Yaveh: "Amin'izao ro hahalalanao fa zaho ro Yaveh. Hikapoky gny reniranon'i Neily amin-gny tehy izay ety an-tanako zaho, ka hivaliky ra gny renorano. \v 18 Gny fia agnatin'ny renirano la ho maty,ka la ho maimbo gny renirano.Tsy ho afaky hino gny rano baka amin'ny renirano reo Egyptiana."