msh_exo_text_udb/06/26.txt

1 line
321 B
Plaintext

\v 26 Reo johary roe reo la i Arona voho Mosesy zay nivolagnan'i Yaveh hoe: " Andeso miala gny tany Egypta reo Israelita amin'ny gnalalan'ireo vondro-delahy mpialy." \v 27 Arona voho Mosesy nivola tamin'i Farao, mpanjakan'i Egypta, mba hagnenga an-drozy hamoaky reo Israelita bakao Egypta. Gny Mosesy voho Arona avao reo.