msh_exo_text_udb/06/14.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 14 Reto gny lohan'ny gny fianakavian'ny gny razamben-drozy, reo anakilahin-dRobena, talagnolon' Israely, la i Hanoka, Palo, Herzona, voho Karmy. Reto gny lokon'ny gny razamben'i Robena. \v 15 Reto gnanakilahin'i Simeona, la Jemoela, Ohada, Jakinasy, Zahara, voho Saoly__gny anaky gnampela Kananita. Reo ro razamben'ny gny fokon'i Simeana.