msh_exo_text_udb/06/06.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 6 Noho ny zay, volagno reo Israelita hoe: " Izaho ro Yaveh. Hagnafatsy anareo amin'ny gny fagnandevozan'ny gny Egyptiana Zaho, ka ho afahiko amin'ny heriny nareo. Hagnavotsy anareo amin'ny fampisehoa gny heriko Zaho, voho amin'ireo fitsara mahery. \v 7 Halaeko ho oloko nareo, ka Zaho Ndragnaharinareo, zay nangalaky anareo teo ambanin'ny gny fagnandevozan'ny reo Egyptiana.