msh_exo_text_udb/06/02.txt

1 line
507 B
Plaintext

\v 2 Ndragnahary nivola tamin'i Mosesy ka nanao hoe: " Izaho ro Yaveh, \v 3 Amin'ny gny maha-Ray tsitoha Gnahy ro nisehoako tamin'Abrahama, Isaka, voho Jakoba, fa amin'ny gnagnarako, Yaveh, la tsy nahay Gnahy rozy. \v 4 Nametraky fifagnenkegna tamin-drozy koa Zaho, mba hagnomeza an-drozy gny tamin'i Kanana, tany zay nitoeran-drozy amin'ny mahampiavy gnazy, tamy zay nivezevezean-drozy. \v 5 Ka nahare gny fitaraignan'ny gny Israely zay nandevozin'ny gny Egyptiana avao koa Zaho, ka tiaroko gny fagnenkeko.