msh_exo_text_udb/06/01.txt

1 line
246 B
Plaintext

\v 1 Ka Yaveh mivola tamin'i Mosesy hoe: " Androany ro hahitanao zay hataoko amin'ny i Farao. Ho hitanao zay, fa hagnenga gnazy reo handeha ie nohon'ny gny tagnako mahery. Noho gny tagnako mahery, handramby an-drozy hiala amin'ny gny taminy ie."