msh_exo_text_udb/05/19.txt

1 line
488 B
Plaintext

\v 19 Hitan'ireo mpiamby Israelita fa tafalatsaky tagnaty kizo lafa vinola hoe: " Tsy mahazo mampihena gny isam-biriky vokary isan'andro nareo. \v 20 Nihao tamin'i Mosesy voho Arona rozy, zay nitsanga tagny ambohon'ny gny lapa, laha nandeha bak'amin'i Farao rozy. \v 21 Hoy rozy tamin'i Mosesy voho Arona. Hanenty anareo anie Yaveh ka hagnasazy anareo, fotony nataonareo mafaikolitsy teo amason'i Farao voho reo mpanompony rahay. Nasianareo sabatsy gny tagnan-drozy mba hamonoany gnanay."