msh_exo_text_udb/05/03.txt

1 line
504 B
Plaintext

\v 3 Hoy rozy hoe: " Fanihao taminy gny Ndragnaharin'ireo Hebreo. Engao rahay handeha hateloa agnala agny ka hanao soro ho an'i Yaveh Ndragnaharinay mba tsy hanafihany gnanay amin'ny gny loza na amin'ny gny sabatsy. \v 4 Fa hoy gny mpanjakan'ny tamin-drozy hoe: " Ry Mosesy voho Arona, nagnino nareo ro mangalaky gnolo amin'ny asan-drozy." Mimpoly amin'ny gnasanareo." \v 5 Hoy koa ie hoe: " Henanizao misy vahoaky Hebreo maro aminy eto amin'ny gny taqminay, ka mampiegny an-drozy amin'ny gnasany nareo."