msh_exo_text_udb/05/01.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 1 Tafaran'ny gny nitragan'ireo raha reo, la nandeha tagny amin'ny Farao Mosesy voho Arona ka nivola hoe: " Izao gny safan'i Yaveh, zay Ndragnararin'ny gny Israely, hoe: " Engao gnoloko handeha mba hanaovan-drozy firavoravoa ho Gnahy andiomonto agny. \v 2 Hoy Farao hoe:' Fa aia moa zao Yaveh zao? Nagnino Zaho ro tokony hijanjy gny volany ka hagnenga an'Israely handeha? Tsy mahay an'i Yaveh zaho, voho fagnampin'izay tsy hagnenga an'Israely handeha zaho."