msh_exo_text_udb/04/24.txt

1 line
390 B
Plaintext

\v 24 Ka tan-dalegny, lafa nijano ho amin'ny haly rozy, la nihao tamin'i Mosesy ka nagniry hamono gnazy Yaveh. \v 25 La nangalaky fiharatsy vato Zipora ka nanampaky gnanakilhiny ka nakasony tamin'ny gny tombony. La hoy ie: " Azo antoky fa valy amin'ny gnalalan'ny gny lio amiko iha. \v 26 La nagnenga gnazy raiky Yaveh. Hoy ie hoe: " Valy amin'ny gnalalan'ny lio iha." nohon'ny gny tampake.