msh_exo_text_udb/04/18.txt

1 line
594 B
Plaintext

\v 18 La nandeha nimpoly tagny amin'i Jetro rafozandahiny Mosesy ka nivola taminy hoe: "Engao zaho handeha mba hahafahako mimpoly agny amin'ireo longoko zay agny Egypta ka hanenty laha mbo velo rozy." Hoy Jetro tamin'i Mosesy hoe: " Mandehana amim-piadana." \v 19 Hoy Yaveh tamin'i Mosesy tagny Midiana hoe: " Mandehana, mimpoly agny Egypta fa nimaty reo johary iaby zay nagniry hangalaky gnanainao." \v 20 Nangalaky gny valiny voho gnanakilahiny Mosesy ka nametraky an-drozy teo agnabo boriky. Nimpoly tagny amin'ny t6anin'i Egyptiana ie, ka nirampesiny antagnany egny gny tehin'i Ndragnahary.