msh_exo_text_udb/04/14.txt

1 line
547 B
Plaintext

\v 14 La nasiaky tamin'i Moosesy Yaveh. Hoy Ie hoe: " Nanao akory gny momba an'i Arona rahalahinao, zay Levita? Hainao fa afaky mivola soa ie. Fagnampin'izay, ho avy hihao aminao ie, ka lafa mahita gnanao ie la hazoto am-pony ao. \v 15 Hivola aminy iha ka hametraky gny vola ho volagny ambavany eo. Zaho homba gny vavanao voho gny vavany, ka hatoroko anareo roe zay hatao. \v 16 Hivola amin'i gnolo ho gnanao ie. Ho vavanao ie, ka aminy iha la hanahaky Gnahy, Ndragnahary. \v 17 Handesinao egny antagnanao tehy io. Amin'izay rohanao reo famantara.